TOROLALANA MOMBA NY ADY MIRINDRA AMIN’NY BIBIKELY MPANIMBA VOLY

13/11/2024 - admin@soatany.org - Lutte biologique - Type : Livrets

Ity boky torolalana ity dia tsy mihonina fotsiny amin’ireo fahalalana ankapobeny, fa 
manolotra ihany koa ireo vahaolana azo ampiasaina avy hatrany izay mifandraika 
amin’ny zavamisy eto amin’ny faritra Boeny. Vokatra iray teo amin’ny fiaraha-miasa 
matotra tamin’ny tantsaha ity boky ity ary fitaovana tena ilaina tokoa hanamafy ny 
fahafahana miatrika ireo olana ateraky ny aretina sy ny bibikely mpanimba voly ka
tsy voatery hiankina amin’olona hafa intsony amin’izany.

Commentaires (0)

Soyez le premier à déposer un commentaire à cette ressource !

Ajouter votre commentaire

Veuillez vous connecter ici pour déposer votre commentaire.

Autres ressources dans la catégorie : Lutte biologique

L'objectif principal de ces formations était de renforcer les capacités des agriculteurs... Lire la suite »

Ce rapport est structuré en sept sections principales, commençant par un contexte général... Lire la suite »

Ahoana no atao raha te hanana paikady mahomby hiadiana amin’ny bibikely manimba? Lire la suite »

La gestion intégrée des ravageurs de cultures (GIR) consiste à utiliser une combinaison... Lire la suite »

  Le Manuel d'Identification des Insectes Ravageurs dans l'Androy fournit des clés... Lire la suite »

Dans cette vidéo, nous vous présentons la technique "Ady Gasy" appliquée au compost... Lire la suite »